| Entrée | 1 manapoaka |
| Radical | 2 poaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampirefotra: Manapoaka tafondro Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to set off an explosion; to fire a gun [1.7] |
| Explications en français |
6 faire exploser; décharger un fusil [1.8] |
| Exemples |
7 Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny.
[2.643#]
8 Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy [2.472] 9 Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala. [2.588#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|