| Entrée | 1 manaporofo |
| Radical | 2 porofo |
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 manamarina [1.1] |
| Explications en français |
5 justificatif, justificative [1.4.fr#460] |
| Exemples |
6 Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona!
[2.285#]
7 Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|