Entrée | 1 manaraby |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 haraby |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Maneso; mamazivazy |
Explications en anglais |
9 [1.2, 1.7] to jeer at, to ridicule. |
Explications en français |
10 [1.8] railler; ridiculiser |
Exemples |
11 [2.996] Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa 12 [2.4#] Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. |
Anagrammes | 13 ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, manabira, mañabira, manaraby, mibaraña, niambara |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |