| Entrée | 1 manaran-daina |
| Mots élémentaires | 2 manarana, 3 laina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana [1.1] |
| Exemples |
6 Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina.
[2.649]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|