Entrée manarana (arana)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto
¶ Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina.
Mitovy hevitra: malemy loatra ~ mampihanta ~ moramorainy ~ rainazy ~ tsy mahavely vava am-boa [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [Richardson 1885]
   to indulge another in something [Hallanger 1973]
Traduction française   être indulgent et gâter quelqu'un [Hallanger 1974]
Morphologie  
manarana
nanarana
hanarana
manaràna
Analogie   manaram-batana ~ manaram-po ~ manaran-daina ~ manarana aina ~ manaran-jaza

Entrée manaràna (arana)
Partie du discours   impératif du verbe actif manarana [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Entrée mañarana
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   mandrotsirotsy [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Entrée manarana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anaram-borona [Rajemisa 1985]
   Halieus africanus [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise   a water-bird [Provincial] [Richardson 1885]
Nom scientifique   Halieus africanus
Vocabulaire  
Articles  

Entrée manarana
Partie du discours   nom
Définition malgache   tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/06/29