Entrée manarangarana (harangarana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to peep at through a hole, or a small opening. [Richardson 1885]
 to peep through a hole; to spy on [Hallanger 1973]
Définition française jeter un coup d'oeil [Hallanger 1974]
Morphologie 
manarangarana
nanarangarana
hanarangarana
manarangaràna

Entrée manarangaràna (harangarana)
Partie du discours impératif du verbe actif manarangarana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/10/05