| Entrée | 1 manasabodika |
| Radical | 2 sabodika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|