Entrée manatatra (tatatra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manao tatatra
¶ Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [Rajemisa 1985]
   manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   to dig water-channels in [Hallanger 1973]
Définition française   creuser des canaux ou rigoles [Hallanger 1974]
Définition française   drainer [SLP: Voambolana]
Morphologie  
manatatra
nanatatra
hanatatra
manatara
Synonymes   mitatatra

Entrée mañatatra
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] (hozatra) mitsotsotra am-pandriana [Rakotosaona 1972]

2013/03/21