Entrée tatatra
Partie du discours nom
Définition malgache Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a furrow; a gutter, a water-channel [Hallanger 1973]
Définition française caniveau, rigole [Hallanger 1974]
Définition française canal; drain
¶ tatatra fampidiran-drano: canal d'irrigation
¶ tatatra fanamainana: canal de drainage
¶ tatatra goavana: tranchée. [Vocabulaire: Economie: bâtiments, travaux publics]
¶ tatatra kely: rigole [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1dobo hono hianao ka tsy nahafeno siny
tatatra ka tsy nahatan-driaka
horakoraka no an'ny sahona
fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano
[Fox: Hainteny, numéro 77]
2Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 170]

Entrée tatatra
Partie du discours nom
Définition malgache kiaka kely atao amin'ny hoditra asiana vaksiny [SLP 1986]
Définition française scarification [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 

2013/07/16