|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manatoka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  atoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] jereo manatsatoka
Exemples  8  [2.69#] "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy
9  [2.245#] manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka.

Entrée (2/2)10  manatoka
Partie du discours  11  verbe actif
Radical  12  hatoka
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Explications en anglais  17  [1.2] [Provincial] to implant or set one's self against, as in battle

Anagrammes  18  manakato, manatoka, mankatoa, namotaka, natamako, tamonaka

Mis à jour le 2025/08/05