Entrée hatoka
Partie du discours nom
Définition malgache Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the nape of the neck. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
  [Hallanger 1973]
Définition française nuque [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
hatoka
hatoko
hatokao
hatony
hatotsika
hatokay
hatokareo
hatok'
hato-
hatoky
-katoka
-katoko
-katokao
-katony
-katotsika
-katokay
-katokareo
-katok'
-kato-
-katoky
Mots composés, titres, noms 
Exemples Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [Andraina: Mitaraina, page 19]
Citations 

2014/12/06