Entrée manatsaho (tsaho)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manatsaho
nanatsaho
hanatsaho

Mis à jour le 2020/07/31