| Entrée | 1 tsaho |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny:
4 Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] |
| Exemples |
5 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 16 fosafosa, 17 honohono, 18 ketsoketso, 19 resakynyolona, 20 sahoa, 21 siosio, 22 tohono, 23 tsahotsaho, 24 vaovao |
| Tous les mots composés | 25 4 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 26 hatso, 27 tsaho, 28 tsoha |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|