Entrée manatsara (tsara)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamanany sakafo be otrikaina
¶ Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena?
¶ Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra telo lahy mpitabataba ireto ny mpampianatra azy ireo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to improve, to make better [Hallanger 1973]
Traduction française   améliorer; embellir, rendre agréable [Hallanger 1974]
Morphologie  
manatsara
nanatsara
hanatsara
manatsarà

Entrée manatsarà (tsara)
Partie du discours   impératif du verbe actif manatsara [liste]

Mis à jour le 2012/05/06