Entrée manatsoboka (tsoboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe
¶ Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manatsoboka
nanatsoboka
hanatsoboka
manatsoboha
Synonymes manoboka

Mis à jour le 2020/07/31