Entrée manoboka (tsoboka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] manatsoboka [Rakotosaona 1972]
   Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe
¶ Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manoboka
nanoboka
hanoboka
manoboha
Synonymes   manatsoboka
Citations  

Mis à jour le 2013/03/23