|
|
|
|

Entrée1  manaviavia
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  haviavia
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.10#H136] tsy hay atao tsara amim-pahakingana
Exemples  8  [1.436#] Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy.
Synonymes  9  manavia

Mis à jour le 2025/07/29