| Entrée | 1 manavitsy |
| Radical | 2vitsy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mampihena isa.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5to reduce in number.
[1.7] |
| Explications en français |
6réduire en nombre.
[1.8] |
| Exemples |
7 fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra;
[0.0#]
|
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 12mamitsy |
| Anagrammes | 13 manavitsy, 14 matsivina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|