|
|
|
|

Entrée 1  vitsy
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  22 Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1]
Explications en anglais  23 few [1.7]
Explications en français  24 peu nombreux, rare [1.8]
Exemples  25  Be noho vitsy isika eto [2.895#116]
26  dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207]
27  Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197]
Analogues  28  ankavitsiana, 29  azo isaina, 30  azo isaina amin' ny rantsan-tanana, 31  Kely, 32  tsy firy, 33  tsy maro, 34  tsirairay tadiavina, 35  vitsy dia vitsy, 36  vitsy kely, 37  zara raha misy
Combinaisons  38  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vitsy
Proverbes  39  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22