| Entrée (1/2) | 1 manazava |
| Radical | 2 zava |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manome hazavana: Manazava ny masoandro
5 Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro 6 Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra" 7 Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to brighten, to illuminate
[1.2, 1.7] 9 to enlighten [1.2] 10 to make clear, to explain [1.7] |
| Explications en français |
11 éclairer
[1.3#869, 1.8] 12 illuminer, bien expliquer, rendre distinct [1.3#869] 13 éclaircir, expliquer [1.8] |
| Exemples |
14 manazava lesona ny mpampianatra.
[2.117#]
15 izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. [2.245#] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 20 mahazava |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 22 manazavà |
| Radical | 23 zava |
| Partie du discours | 24 impératif du verbe actif manazava [Liste complète] |
| Explications en français |
[1.3#870] |
| Anagrammes | 25 mañavaza, manazavà, manazava |
| Mis à jour le 2025/11/20 |
|