Entrée mandany (lany)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mihinana: Mandany vary intelon' ny ka [...]
¶ Mandritra: Mandany vola betsaka ny fa [...]
¶ Manapitra: Handany ny volana Avrily a [...]
¶ Manary: Nandany ny androko ny fiandra [...]
Mitovy hevitra: "tondraka anio mananjara" ~ mamafy katrana ~ manao tovolahy mahita fotsimbary ~ manely vory ~ miredareda ~ mirobaroba ~ mirodaroda ~ mitahiry an-karon-doa-body ~ mitobatoba ~ ny azo anio lany anio ~ tsy mitsapa ny farany ~ tsy mitsapa ny lany ~ tsy mitsinjo vodiandro ho marika ~ tsy mitsitsy [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [Richardson 1885]
   to use up, to consume [Hallanger 1973]
Traduction française   épuiser; consommer; agréer, approuver [Hallanger 1974]
Traduction française   dépenser [SLP: Voambolana]
Morphologie  
mandany
nandany
handany
mandania
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2012/07/11