Entrée mandefitra (lefitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1]
Explications en anglais To endure, to suffer; to show forbearance [1.7]
Explications en français Supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8]
Morphologie 
Présent : mandefitra
Passé : nandefitra
Futur : handefitra
Impératif : mandefera
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11