Entrée | 1 mandena |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 lena |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Manisy rano, manamando |
Explications en anglais |
9 [1.7] to wet, to moisten |
Explications en français |
10 [1.8] mouiller, humecter |
Exemples |
11 [2.5#] Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany. 12 [2.857#] tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka; |
Anagrammes | 13 andeman, anendam, mandane, mandena, manendà, manenda, nandema |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |