Entrée mandevona (levona)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika
¶ Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona
¶ Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto
¶ Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano
¶ Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to consume, to destroy; to dissolve, to digest [Hallanger 1973]
Traduction française   détruire, anéantir; dissoudre, digérer [Hallanger 1974]
Morphologie  
mandevona
nandevona
handevona
mandevòna

Entrée mandevòna (levona)
Partie du discours   impératif du verbe actif mandevona [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/05/08