| Entrée (1/2) | 1 mandika |
| Radical | 2 dika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby
5 Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka 6 Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao 7 Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra 8 Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle
[1.2] 10 to go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7] |
| Explications en français |
11 passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire
[1.8] |
| Exemples |
12 Ny mandika tongotr' olona mitsotra.
[1.437#]
13 Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina [2.508#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 18 6 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 20 mandikà |
| Radical | 21 dika |
| Partie du discours | 22 impératif du verbe actif mandika [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Anagrammes | 23 mandikà, mandika, 24 mankady, 25 mikanda |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|