Entrée mandrakotra (rakotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1]
Explications en anglais To cover, to shelter. [1.2]
 To cover [1.7]
Explications en français Couvrir [1.8]
Exemples Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472]
Morphologie 
Présent : mandrakotra
Passé : nandrakotra
Futur : handrakotra
Impératif : mandrakofa
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20