|
|
|
|

Entrée1  mandramatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ramatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona
Explications en anglais  9  [1.2] to attack, to set upon, to rush upon
Exemples  10  [2.996#] Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo;

Mis à jour le 2025/07/29