Entrée mandranitra (ranitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika
¶ Manasa, maka maso
¶ Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady
¶ Mitana sakaiza ratsy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to sharpen; to point. [Richardson 1885]
 to sharpen [Hallanger 1973]
Définition française affûter, aiguiser [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandranitra
nandranitra
handranitra
mandranita
Mots composés, titres, noms 

2012/05/15