Entrée ranitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1]
Explications en anglais Sharpness, keenness of edge. See rangitra [1.2]
Explications en français état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3]
Explications en anglais Sharpness [1.7]
Explications en français état de ce qui est bien tranchant [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée ranitra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] [ rañitra ] Sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [1.78]
 Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1]
Explications en français Concubine : celui qui entretient un concubine [1.3]
Exemples Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby. [2.346]

Entrée Ranitra
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Rajaonarison Elie
Editions 1992. Mitsinjo. Largeur: 13.5cm. Hauteur: 21cm. Pages: 128. Exemplaires: 3000.
Tableaux et planches Tous les titres
Illustrations 

Mis à jour le 2023/04/02