|
|
|
|

Entrée1  mandray
Radical  2 ray
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka
5 Mananty: Mandray fanomezana
6 Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka
7 Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana
8 Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia
9 Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy
10 Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1]
Explications en anglais  11 to receive [1.2, 1.7]
12 to accept [1.2]
13 to take [1.7]
Explications en français  14 recevoir, prendre, accepter [1.8]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Tous les mots composés  19  15 combinaisons de ce mot
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  21 mandray, 22 mandria, 23 miandra

Mis à jour le 2025/11/17