|
|
|
|

Entrée1  mandrisika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  risika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy
Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa
9  [1.13] manao izay hifohazan'ny taova iray
Explications en français  10  [1.13] exciter
Exemples  11  [2.470] Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony
Vocabulaire  12  Biologie

Mis à jour le 2025/07/29