| Entrée | 1 mandrivirivy |
| Radical | 2 rivirivy |
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be thrown in large numbers, as stones
[1.7] |
| Explications en français |
6 être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux
[1.8] |
| Exemples |
7 Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|