| Entrée | 1 mandrora gira |
| Mots élémentaires | 2 mandrora, 3 gira |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza olona leony tsy te hihinana sakafo matsir
[1.1] |
| Exemples |
6 Izanyizy mampitahotra ny ao an-trano amin' ny betrobetroka mandrora gira sy mandaroka ireo zandriny!
[2.470]
|
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|