Entrée mandrota (rota)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanala] mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mandrovitra [Rakotosaona 1972]
   Mandrovitra, manimba [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mandrota
nandrota
handrota

2010/05/14