Entrée rota
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] antitra [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] rovitra [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] antitra, tonta, tsy vao intsony: Ny haga rota ñy mihelakelake ( ny satroka penjy rovitra no mihofahofa ) [Rakotosaona 1972]
   Rovitra, simba. [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Citations  

Entrée Rota
Partie du discours   nom propre (livre biblique)
Définition malgache   Rota: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
   [Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola] [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise   Ruth: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française   Ruth: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulaire  

2015/09/07