Entrée manelingelina (helingelina (helina))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1]
Explications en anglais To disturb one by frequent interruptions. [1.2]
 To distract, to bother [1.7]
Explications en français Gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8]
Exemples 
1Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472]
2Manelingelina anao aho? [2.583]
Morphologie 
Présent : manelingelina
Passé : nanelingelina
Futur : hanelingelina
Impératif : manelingelena

Mis à jour le 2023/01/20