Entrée manelo (elo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to hinder, to impede [Richardson 1885]
Morphologie  
manelo
nanelo
hanelo
maneloa

Entrée mañelo
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara, Taisaka] marary [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] marary, manaintaina [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   (manelo) to be ill. [Richardson 1885]
Vocabulaire  

2010/05/14