Entrée elo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [Rajemisa 1985]
   trano heva [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   a parasol or umbrella [Hallanger 1973]
Traduction française   parasol, parapluie [Hallanger 1974]
Traduction française   petit hangar, chalet; parapluie [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Elo manga miofon'andro ambony loha; [Rajaobelison: Mpanjono]
2Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [Randriamamonjy: Tantara, page 390]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée elo
Partie du discours   nom
Définition malgache   fialonana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée elo
Partie du discours   nom
Définition malgache   aretina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Traduction française   maladie (en général) [Antesaka] [Deschamps 1936]
Vocabulaire  

Entrée elo
Partie du discours   nom
Définition malgache   fanahy [Bara] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/06/09