| Entrée | 1 manempotra | 
| Radical | 2 sempotra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 manempotra, 10 mpanemotra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |