Entrée manentan-tsy ritra
Mots élémentaires manentana ; tsy ; ritra
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny olona maimaika sy taitaitra, ka zavatra mbola tsy tonga amin' ny ilana azy akory dia lazaina fa vita, toy ny vary, na laoka mbola tsy ritra dia entanina na bataina hiala eo am-patana
(ara-bakiteny) Mibata vary na laoka ao am-bilany mbola tsy masaka na ritra) manao zavatra maimaika [1.1]

Mis à jour le 2023/08/07