|
|
|
|

Entrée1  manentsin-tadiny
Mots élémentaires  2 manentsina, 3 tadiny
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy. [1.1#615]
6 manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy. [1.1#904]
Explications en anglais  7 to stop one's ears, to refuse to listen. [1.7]
Explications en français  8 se boucher les oreilles. [1.8]
Exemples  9  Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
10  dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Mis à jour le 2025/09/12