|
|
|
|

Entrée1  mangady
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hady
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] mihady
9  [1.78] [Tanala] mihady, manala avy ao anaty lavaka
10  [1.1] Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady
Explications en anglais  11  [1.2] to dig, to delve. (Prov.)

Anagrammes  12  adingam, mangady, midanga

Mis à jour le 2025/07/29