Entrée | 1 hady |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 8 22 mots contenant hady |
Explications en malgache |
9 [1.1] Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana |
Explications en anglais |
10 [1.2] a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] 11 [1.7] a pit, a hole, a ditch |
Explications en français |
12 [1.8, 1.5#131] fossé; action de creuser |
Exemples |
13 [2.270#] Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. 14 [2.649#] hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. 15 [1.436#] Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot hady |
Citations | 17 Textes citant hady |
Anagrammes | 18 dahy, diha, hadi, hady, hida |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |