Entrée mangananganana (hananganana (hanana))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy [Rajemisa 1985]
Synonymes   manganana

Entrée mangananganana
Partie du discours   adjectif
Définition française   [Tankarana] briller, être luisant. (hanakànana). [David 1952 (takila M)]

2017/03/10