Entrée manganana (hanana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [Rajemisa 1985]
 mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [SLP 1986]
Définition française douce-amère [SLP 1986]
Synonymes mangananganana
Citations 

2012/06/07