Entrée mangaroka (haroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
¶ Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Mitovy hevitra: mamantatra ~ misafary ~ misaroro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [Richardson 1885]
Définition française Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [Abinal 1888]
Morphologie 
mangaroka
nangaroka
hangaroka
mangarofa, mangaroha
Synonymes miharoka

2016/09/09