Entrée miharoka (haroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo
¶ Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Mitovy hevitra: mamantatra ~ misafary ~ misaroro [Rajemisa 1985]
Définition française Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [Abinal 1888]
Morphologie 
miharoka
niharoka
hiharoka
miharofa
Synonymes mangaroka

2016/09/09