|
|
|
|

Entrée1  mangarom-bava
Mots élémentaires  2 mangarona, 3 vava
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 mampiditra ny tanana ao anaty vava
6 maka fanahy: milaza teny vitsivitsy izay toa sintonina indray, ka ny tetehina amin' izany dia ny hitenenan' ilay iresahana betsaka [1.1]
Explications en anglais  7 to ask prying and indiscreet questions [1.7]
Explications en français  8 L' homme confus met les doigts dans sa bouche. Geste ordinaire de confusion [2.415.fr#6452]
9 poser des qestions indiscrètes [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12