Entrée mangeroka (heroka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangeroka ohatra ny vahona [Rajemisa 1985]
Synonymes mangerokeroka
Exemples Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [Andraina: Mitaraina]

Entrée mangeroka
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara] manakenda [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31