| Entrée | 1 mangetaheta | 
| Radical | 2 hetaheta | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be thirsty, ardently desirous [1.7] | 
| Explications en français | 6   avoir soif [1.8] | 
| Exemples | 7   Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo.
[2.529#] 8 Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. [2.285#] 9 Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. [2.69#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |